Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
GasikaraNews
8 juin 2017

Taolam-paty Roa valizy tratra teny amin’ny fasan’ny karana. Ny havany ihany no namaky ny fasana!


Ny talata 06 jona maraina teo no nahatratraran’ny polisim-pirenena ireo taolam-paty roa valizy ireo. Nentina tao anaty fiara karetsaka iray ireo entana ireo, araka ny fanazavan’ny polisim-pirenena. Voasambotra ary voatazona eny amin'ny polisy ireo olona 5 sy ilay mpamily ny taxi nitondra azy. Avy tany Toliara ireo nitondra taolam-paty ireo. Mbola mitohy ny fanadihadiana fa araka ny vaovao voaray dia fasan'ny fianakaviany ihany no novakian'izy ireo. Ary mbola tsy fantatra ny mpandray ireo taolam-paty. Nampahafantarina ny alarobia ity vaovao ity.

Nath Ran

taolana

Publicité
Publicité
Commentaires
GasikaraNews
Publicité
Archives
Publicité