17 janvier 2018
Vakisiny Polio : 200 000 no tanjona tratrarin’ny mpiasan’ny fahasalamana
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 17 janoary 2018 ny Fanamafisana ny hetsika vakisiny Polio ho famongorana tanteraka io aretina io eto Madagasikara. Aretin’ny lefakozatra azo avy amin’ny fahalotoana sy ny fanaovana tsirambina ny fahadiovana ny Polio....